Categorie: Ankapobeny
Elaela tsy afaka niditra teto noho ny antony maro samihafa. Tafaverina indray anefa zao ka dia mitondra voadalana kely. Amn'ity lahatsoratra ity aho dia hitantara fohifohy ny zavatra hitako tany Ethiopia nandritra ny fialan-tsasatra teo.
Raha vao miresaka hoe Ethiopia ny olona dia sary...
Somary lavalava moa ilay article nalefako farany ka izay no naha elaela indray ny fandefasana ny tohiny. Indro ary alefa indray ny manaraka. Ny fahazoana ny fiainana aorina'ny fahafatesana voalaza ao @ tesatamenta talohaindrya ary no arosoko eto. Ialana tsiny fa ireo naoty rehetra sy ny...
Inty indray ary ny tohin'ny lahatsoratra. Hiresaka ny momba ny famadihana indray aho eto, ary tsoriko fa izay niainako nandritra ny famadihanay mihitsy no zaraiko eto. Rehefa izany de arosoko koa ny fifandraisany @ finoany ny fiainan-ko avy. Famadihana or exhumation This is one of the...
Indro indray ary fa aroso eto ny tohin'ilay fanadihadiana. Misaotra ireo zay efa nanao tsikera t@ tapany voalohany. Mbola ampirisihina ny rehetra handray anjara satria de ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra. Mety hanampy ahy handalina kokoa ny tsikera ataonareo toy izao. Misaotra e! ...
Inty indray ary misy fanadihadiana kely nataoko mikasika ny fahatsapan'ny Malagasy ny fiainana aorian'ny fahafatesana. Ny antony tena nanoratako ity de satria tsy azon'ny olona aty Afrika mihitsy izany hoe mamadika (manao famadihana) izany. Hany ka narosoko ity hevitra ity mba hodinihin'ny...
Indro ary ny asa aroso voalohany. Nisy ity boky iray ity novakiako mikasika ny fanabeazana izy io. Indro ary arosoko eto ny fomba namintinako azy. Sometimes, when people teach, the think they give an education for students to be followed, they think that they feed the students knowledges. This...
Voaraiko ny hafatra avy t@ jentilisa. Ny tsy fananako fotoana manko no tena tsy ahafahako mandika azy @ teny Malagasy, koa asaina isika izay hahavita izany mba hanao azy, de iarahantsika mahita eo hoe ahoana ny fivoakany. Misaotra mialoha.
Hitako hoe misy mamaky ihany itony blaogy itony, ka izay indrindra no antony nanokafako azy, mba ahafahako mamoaka ireo asa fikarohana sasantsasany vitako. Tsorina mialoha aloha fa tena resaka asa soratra avokoa izany fa tsy misy formule chimique avy any @ laboratoara akory. Tsorina ihany...
Tsapako hoe moramora kokoa ny hiditra @ ity blaogy vao nosokafako ity satria ato ihany aho no manoratra. Efa manana blaogy anankiray aho manko saingy toa tsy haiko ny mampiditra soratra mivantana ao fa tsy maintsy mankany @ mail-ko nefa io mail-ko io sarotra sokafana. De aleo indray hoe andramana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.