Niditra aho
dadasy | 18 Septambra, 2006 20:30
Tsapako hoe moramora kokoa ny hiditra @ ity blaogy vao nosokafako ity satria ato ihany aho no manoratra. Efa manana blaogy anankiray aho manko saingy toa tsy haiko ny mampiditra soratra mivantana ao fa tsy maintsy mankany @ mail-ko nefa io mail-ko io sarotra sokafana. De aleo indray hoe andramana ity!