Sombim-piainako

Categorie: Ankapobeny

Students as real people

Indro ary ny asa aroso voalohany. Nisy ity boky iray ity novakiako mikasika ny fanabeazana izy io. Indro ary arosoko eto ny fomba namintinako azy. Sometimes, when people teach, the think they give an education for students to be followed, they think that they feed the students knowledges. This...

Asaina!

Voaraiko ny hafatra avy t@ jentilisa. Ny tsy fananako fotoana manko no tena tsy ahafahako mandika azy @ teny Malagasy, koa asaina isika izay hahavita izany mba hanao azy, de iarahantsika mahita eo hoe ahoana ny fivoakany. Misaotra mialoha.

Ny antony

Hitako hoe misy mamaky ihany itony blaogy itony, ka izay indrindra no antony nanokafako azy, mba ahafahako mamoaka ireo asa fikarohana sasantsasany vitako. Tsorina mialoha aloha fa tena resaka asa soratra avokoa izany fa tsy misy formule chimique avy any @ laboratoara akory. Tsorina ihany...

Niditra aho

Tsapako hoe moramora kokoa ny hiditra @ ity blaogy vao nosokafako ity satria ato ihany aho no manoratra. Efa manana blaogy anankiray aho manko saingy toa tsy haiko ny mampiditra soratra mivantana ao fa tsy maintsy mankany @ mail-ko nefa io mail-ko io sarotra sokafana. De aleo indray hoe andramana...

Tonga soa dadasy!

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity. Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.
«Mialoha   1 2
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb