Sombim-piainako

Categorie: Ankapobeny

Harena miafin'i Afrika

Elaela tsy afaka niditra teto noho ny antony maro samihafa. Tafaverina indray anefa zao ka dia mitondra voadalana kely. Amn'ity lahatsoratra ity aho dia hitantara fohifohy ny zavatra hitako tany Ethiopia nandritra ny fialan-tsasatra teo. Raha vao miresaka hoe Ethiopia ny olona dia sary...

General conception of the after life... tohiny 3

Somary lavalava moa ilay article nalefako farany ka izay no naha elaela indray ny fandefasana ny tohiny. Indro ary alefa indray ny manaraka. Ny fahazoana ny fiainana aorina'ny fahafatesana voalaza ao @ tesatamenta talohaindrya ary no arosoko eto. Ialana tsiny fa ireo naoty rehetra sy ny...

general conception of the after-life... tohiny 2

Inty indray ary ny tohin'ny lahatsoratra. Hiresaka ny momba ny famadihana indray aho eto, ary tsoriko fa izay niainako nandritra ny famadihanay mihitsy no zaraiko eto. Rehefa izany de arosoko koa ny fifandraisany @ finoany ny fiainan-ko avy. Famadihana or exhumation This is one of the...

General conception of the after-life.... tohiny.

Indro indray ary fa aroso eto ny tohin'ilay fanadihadiana. Misaotra ireo zay efa nanao tsikera t@ tapany voalohany. Mbola ampirisihina ny rehetra handray anjara satria de ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra. Mety hanampy ahy handalina kokoa ny tsikera ataonareo toy izao. Misaotra e!  ...

General conception of the after life of one community among the Malagasy

Inty indray ary misy fanadihadiana kely nataoko mikasika ny fahatsapan'ny Malagasy ny fiainana aorian'ny fahafatesana. Ny antony tena nanoratako ity de satria tsy azon'ny olona aty Afrika mihitsy izany hoe mamadika (manao famadihana) izany. Hany ka narosoko ity hevitra ity mba hodinihin'ny...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb